plt_tn/jer/10/23.md

386 B

Arotsaho eo amin'ireo firenena

DH: "Sazio mafy ny olon'ireo firenena"

nandrapaka an'i Jakoba sy nitelina azy mba handrava azy tanteraka

Ny teny "nandrapaka" sy "nitelina" dia samy mitovy ny heviny hoe "namotika tanteraka." Namerina io intelo i Jeremia mba hanamafisana ilay famotehana tanteraka an'Israely.

handrodana ny fonenany

"handrava ny tany izay nipetrahan'izy ireo"