plt_tn/jer/09/25.md

1.3 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto ny tenin'i Yaveh.

tonga ireo andro

DH: "hisy fotoana"

izany fanambaran'i no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

rehefa hanasazy ireo rehetra voafora amin'ny nofony ihany Aho.

Io dia manondro ny vahoakan'Israely izay niditra tao amin'ny fifaneken'i Yaveh tamin'ny famorana azy, saingy tsy nanaraka ny lalany.

ary ny olona rehetra izay manapaka ny volon-dohany ho tena fohy

Io dia mety manondro ireo olona izay manapaka ny volony ho tena fohy mba hanompoina ny andriamanitri'ny sampy.

ary ny olona rehetra izay manapaka ny volon-dohany ho tena fohy

Misy amin'ireo dikanteny vaovao no mandika io fomba fiteny io ho "ary ny olona rehetra izay miaina eny amoron'ny tany efitra."

Fa ireo firenena rehetra ireo dia tsy voafora

Ireo vahiny mbola tsy voafora dia famantarana fa tsy tao anatin'ny fifaneken'i Yaveh izy ireo. DH: "Satria ireo firenena ireo dia tsy niditra tao anatin'ilay fifanekena niaraka tamin'i Yaveh tamin'ny alalan'ny famorana."

ary ny ankohonan'Israely rehetra dia manana fo tsy voafora

Ny fo tsy voafora dia mampiseho ny toetran'ny olona iray izay tsy mankato ny didin'i Yaveh. DH: "ary ny vahoakan'Israely rehetra dia tsy nitandrina ny fifanekena niaraka tamin'i Yaveh tamin'ny alalan'ny fankatoavana Azy."