plt_tn/jer/09/25.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto ny tenin'i Yaveh.
# tonga ireo andro
DH: "hisy fotoana"
# izany fanambaran'i no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# rehefa hanasazy ireo rehetra voafora amin'ny nofony ihany Aho.
Io dia manondro ny vahoakan'Israely izay niditra tao amin'ny fifaneken'i Yaveh tamin'ny famorana azy, saingy tsy nanaraka ny lalany.
# ary ny olona rehetra izay manapaka ny volon-dohany ho tena fohy
Io dia mety manondro ireo olona izay manapaka ny volony ho tena fohy mba hanompoina ny andriamanitri'ny sampy.
# ary ny olona rehetra izay manapaka ny volon-dohany ho tena fohy
Misy amin'ireo dikanteny vaovao no mandika io fomba fiteny io ho "ary ny olona rehetra izay miaina eny amoron'ny tany efitra."
# Fa ireo firenena rehetra ireo dia tsy voafora
Ireo vahiny mbola tsy voafora dia famantarana fa tsy tao anatin'ny fifaneken'i Yaveh izy ireo. DH: "Satria ireo firenena ireo dia tsy niditra tao anatin'ilay fifanekena niaraka tamin'i Yaveh tamin'ny alalan'ny famorana."
# ary ny ankohonan'Israely rehetra dia manana fo tsy voafora
Ny fo tsy voafora dia mampiseho ny toetran'ny olona iray izay tsy mankato ny didin'i Yaveh. DH: "ary ny vahoakan'Israely rehetra dia tsy nitandrina ny fifanekena niaraka tamin'i Yaveh tamin'ny alalan'ny fankatoavana Azy."