plt_tn/jer/09/10.md

44 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh. Tao amin'ny andininy faha 12, i Jeremia dia naneho hevitra.
# Hihira hira ... tanin'ahitra
Misaona ny tanin'Israely toy ny hoe olona maty Yaveh.
# tanin'ahitra
"toerana fihenjen'ireo biby"
# Fa nodorana izy ireo
"Satria nisy nandoro ny tanin'ahitra sy fihinanam-bilona."
# Tsy handre feon'ny biby fiompy intsony izy ireo
"Tsy misy handre ny feon'ny biby fiompy"
# fieren'ireo ambodia
"toerana fiafenan'ireo ambodia"
# ambodia
alikadia tena masiaka
# toerana rava tsy misy mponina
"toerana izay tsy misy olona mipetraka"
# Iza no olon-kendry mahatakatra an'izany?
DH: "raha tena hendry ireo mpaminaninareo, dia tokony ahafantatra ny antony naha rava ilay tany."
# Ho an'iza no niresahan'ny vavan'i Yaveh, ka hanambara izany izy?
DH: "Raha tena miresaka amin'i Yaveh ireo mpaminaninareo, dia tokony afaka milaza aminareo izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny famotehana ilay tany izy ireo."
# Fa inona no nahasimba ilay tany
DH:" Fa tsy hendry ireo mpaminaninareo ary Yaveh dia tsy niresaka tamin'izy ireo, koa tsy ho fantatr'izy ireo ny antony nahasimba ilay tany."