plt_tn/jer/09/10.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh. Tao amin'ny andininy faha 12, i Jeremia dia naneho hevitra.

Hihira hira ... tanin'ahitra

Misaona ny tanin'Israely toy ny hoe olona maty Yaveh.

tanin'ahitra

"toerana fihenjen'ireo biby"

Fa nodorana izy ireo

"Satria nisy nandoro ny tanin'ahitra sy fihinanam-bilona."

Tsy handre feon'ny biby fiompy intsony izy ireo

"Tsy misy handre ny feon'ny biby fiompy"

fieren'ireo ambodia

"toerana fiafenan'ireo ambodia"

ambodia

alikadia tena masiaka

toerana rava tsy misy mponina

"toerana izay tsy misy olona mipetraka"

Iza no olon-kendry mahatakatra an'izany?

DH: "raha tena hendry ireo mpaminaninareo, dia tokony ahafantatra ny antony naha rava ilay tany."

Ho an'iza no niresahan'ny vavan'i Yaveh, ka hanambara izany izy?

DH: "Raha tena miresaka amin'i Yaveh ireo mpaminaninareo, dia tokony afaka milaza aminareo izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny famotehana ilay tany izy ireo."

Fa inona no nahasimba ilay tany

DH:" Fa tsy hendry ireo mpaminaninareo ary Yaveh dia tsy niresaka tamin'izy ireo, koa tsy ho fantatr'izy ireo ny antony nahasimba ilay tany."