# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh. Tao amin'ny andininy faha 12, i Jeremia dia naneho hevitra. # Hihira hira ... tanin'ahitra Misaona ny tanin'Israely toy ny hoe olona maty Yaveh. # tanin'ahitra "toerana fihenjen'ireo biby" # Fa nodorana izy ireo "Satria nisy nandoro ny tanin'ahitra sy fihinanam-bilona." # Tsy handre feon'ny biby fiompy intsony izy ireo "Tsy misy handre ny feon'ny biby fiompy" # fieren'ireo ambodia "toerana fiafenan'ireo ambodia" # ambodia alikadia tena masiaka # toerana rava tsy misy mponina "toerana izay tsy misy olona mipetraka" # Iza no olon-kendry mahatakatra an'izany? DH: "raha tena hendry ireo mpaminaninareo, dia tokony ahafantatra ny antony naha rava ilay tany." # Ho an'iza no niresahan'ny vavan'i Yaveh, ka hanambara izany izy? DH: "Raha tena miresaka amin'i Yaveh ireo mpaminaninareo, dia tokony afaka milaza aminareo izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny famotehana ilay tany izy ireo." # Fa inona no nahasimba ilay tany DH:" Fa tsy hendry ireo mpaminaninareo ary Yaveh dia tsy niresaka tamin'izy ireo, koa tsy ho fantatr'izy ireo ny antony nahasimba ilay tany."