plt_tn/jer/07/16.md

444 B

aza mivavaka ho an'ity vahoaka ity, ary aza manandratra ny fidradradradrana fitomaniana na manonona vavaka amin'ny anaran'izy ireo, aza mangataka amiko

Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny heviny. DH: "aza mivavaka Amiko mba angataka Ahy Hitany ireo olona ireo"

aza manandratra ny fidradradradrana fitomaniana

"aza mihiaka alahelo"

amin'ny anaran'izy ireo

"ho an'ny tombotsoa an'izy reo"

hiantsian'izy ireo Ahy

"hampatezitra Ahy"