plt_tn/jer/07/16.md

16 lines
444 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# aza mivavaka ho an'ity vahoaka ity, ary aza manandratra ny fidradradradrana fitomaniana na manonona vavaka amin'ny anaran'izy ireo, aza mangataka amiko
Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny heviny. DH: "aza mivavaka Amiko mba angataka Ahy Hitany ireo olona ireo"
# aza manandratra ny fidradradradrana fitomaniana
"aza mihiaka alahelo"
# amin'ny anaran'izy ireo
"ho an'ny tombotsoa an'izy reo"
# hiantsian'izy ireo Ahy
"hampatezitra Ahy"