# aza mivavaka ho an'ity vahoaka ity, ary aza manandratra ny fidradradradrana fitomaniana na manonona vavaka amin'ny anaran'izy ireo, aza mangataka amiko Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny heviny. DH: "aza mivavaka Amiko mba angataka Ahy Hitany ireo olona ireo" # aza manandratra ny fidradradradrana fitomaniana "aza mihiaka alahelo" # amin'ny anaran'izy ireo "ho an'ny tombotsoa an'izy reo" # hiantsian'izy ireo Ahy "hampatezitra Ahy"