plt_tn/jer/06/06.md

964 B

Tapaho ireo hazony

"Tapaho ireo hazony." Miresaka ny tafika izay hanafika an'i Jerosalema Yaveh.

tovon-tany

"dongon-tany." Ireo dia dongon-tany izay hahafahan'ny fahavalo manafika ireo mandan'i Jerosalema.

satria feno fampahoriana ao

"satria ny vahoakany dia mifampahory foana"

Toy ny loharano mampiboiboika rano, dia manohy mamokatra faharatsiana io tanàna io

Ny loharano dia tokony hamokatra rano foana. Toy ny loharano misy rano foana, i Jerosalema dia misy ratsy fanahy foana na dia nofaizin'i Yaveh aza izany.

Herisetra sy korontana no re ao aminy

DH: "mandre herisetra sy fandrobana ao aminy aho."

aretina sy ratra mandrakariva no eo anatrehan'ny tavako

DH: "mahita aretina sy fijaliana foana aho."

Hekeo ny fitsipika, ry Jerosalema

Miresaka amin'i Jerosalema toy ny olona Yaveh. DH: "Mandraisa lesona tamin'ny fanasaziana ianao ry mponin'i Jerosalema."

ho tany tsy misy mponina

"tany izay tsy misy mponina miaina ao anatiny"