plt_tn/jer/06/06.md

32 lines
964 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tapaho ireo hazony
"Tapaho ireo hazony." Miresaka ny tafika izay hanafika an'i Jerosalema Yaveh.
# tovon-tany
"dongon-tany." Ireo dia dongon-tany izay hahafahan'ny fahavalo manafika ireo mandan'i Jerosalema.
# satria feno fampahoriana ao
"satria ny vahoakany dia mifampahory foana"
# Toy ny loharano mampiboiboika rano, dia manohy mamokatra faharatsiana io tanàna io
Ny loharano dia tokony hamokatra rano foana. Toy ny loharano misy rano foana, i Jerosalema dia misy ratsy fanahy foana na dia nofaizin'i Yaveh aza izany.
# Herisetra sy korontana no re ao aminy
DH: "mandre herisetra sy fandrobana ao aminy aho."
# aretina sy ratra mandrakariva no eo anatrehan'ny tavako
DH: "mahita aretina sy fijaliana foana aho."
# Hekeo ny fitsipika, ry Jerosalema
Miresaka amin'i Jerosalema toy ny olona Yaveh. DH: "Mandraisa lesona tamin'ny fanasaziana ianao ry mponin'i Jerosalema."
# ho tany tsy misy mponina
"tany izay tsy misy mponina miaina ao anatiny"