# Tapaho ireo hazony "Tapaho ireo hazony." Miresaka ny tafika izay hanafika an'i Jerosalema Yaveh. # tovon-tany "dongon-tany." Ireo dia dongon-tany izay hahafahan'ny fahavalo manafika ireo mandan'i Jerosalema. # satria feno fampahoriana ao "satria ny vahoakany dia mifampahory foana" # Toy ny loharano mampiboiboika rano, dia manohy mamokatra faharatsiana io tanĂ na io Ny loharano dia tokony hamokatra rano foana. Toy ny loharano misy rano foana, i Jerosalema dia misy ratsy fanahy foana na dia nofaizin'i Yaveh aza izany. # Herisetra sy korontana no re ao aminy DH: "mandre herisetra sy fandrobana ao aminy aho." # aretina sy ratra mandrakariva no eo anatrehan'ny tavako DH: "mahita aretina sy fijaliana foana aho." # Hekeo ny fitsipika, ry Jerosalema Miresaka amin'i Jerosalema toy ny olona Yaveh. DH: "Mandraisa lesona tamin'ny fanasaziana ianao ry mponin'i Jerosalema." # ho tany tsy misy mponina "tany izay tsy misy mponina miaina ao anatiny"