plt_tn/jer/06/01.md

56 lines
1.5 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka Yaveh.
# Mahità filaminana
"mangalà fialofana"
# Tsofy ao Tekoa ny trompetra
DH: "miomàna ho tafihana ry vahoaka mipetraka ao Tekoa"
# Tekoa
Anaran-tanàna manodidina ny 18 kilometatra any atsimon'i Jerosalema. Ny dikan'ilay anarana dia "tandroka fitsofana"
# Mampiakàra famantarana manerana an'i Beti-hakerema
DH: "mihomàna ho atao fahirano ny olona miaina ao Beti-hakerema"
# Beti-hakerema
Anaran-tanàna manodidina ny 10 kilometatra any atsimon'i Jerosalema. Ny dikan'ilay anarana dia "fitoeran'ny tanim-boaloboka."
# famantarana
DH: "famantarana hanairana ireo olona fa ho avy ny loza."
# satria misy faharatsiana miseho
DH: "satria mahita ny fiavian'ny loza ny olona."
# fanorotoroana lehibe
"famotehana lehibe"
# Ny zanaka vavin'i Ziona, ilay vehivavy tsara sy malefaka
Yaveh dia mamaritra an'i Jerosalema toy ny vehivavy. DH: "zanaka vavin'i Ziona izay tahaka ny vehivavy tsara tarehy sy malefaka."
# Ny zanaka vavin'i Ziona
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 4:30.
# Ireo mpiandry ondry sy ny ondry aman'osin'izy ireo dia handeha ho any amin'izy ireo
Matetika ireo mpanjaka dia resahina toy ny hoe mpiandry ondry. DH: "Ireo mpanjaka sy ireo miaramilany dia hanodidina an'i Jerosalema."
# manodidina azy rehetra
"manodidina ny akaiky azy rehetra"
# ny lehilahy tsirairay avy dia hiambina amin'ny tanany manokana
DH: "ny mpanjaka tsirairay avy dia hanafika miaraka amin'ny amin'ny tanany manokana."