# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka Yaveh. # Mahità filaminana "mangalà fialofana" # Tsofy ao Tekoa ny trompetra DH: "miomàna ho tafihana ry vahoaka mipetraka ao Tekoa" # Tekoa Anaran-tanàna manodidina ny 18 kilometatra any atsimon'i Jerosalema. Ny dikan'ilay anarana dia "tandroka fitsofana" # Mampiakàra famantarana manerana an'i Beti-hakerema DH: "mihomàna ho atao fahirano ny olona miaina ao Beti-hakerema" # Beti-hakerema Anaran-tanàna manodidina ny 10 kilometatra any atsimon'i Jerosalema. Ny dikan'ilay anarana dia "fitoeran'ny tanim-boaloboka." # famantarana DH: "famantarana hanairana ireo olona fa ho avy ny loza." # satria misy faharatsiana miseho DH: "satria mahita ny fiavian'ny loza ny olona." # fanorotoroana lehibe "famotehana lehibe" # Ny zanaka vavin'i Ziona, ilay vehivavy tsara sy malefaka Yaveh dia mamaritra an'i Jerosalema toy ny vehivavy. DH: "zanaka vavin'i Ziona izay tahaka ny vehivavy tsara tarehy sy malefaka." # Ny zanaka vavin'i Ziona Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 4:30. # Ireo mpiandry ondry sy ny ondry aman'osin'izy ireo dia handeha ho any amin'izy ireo Matetika ireo mpanjaka dia resahina toy ny hoe mpiandry ondry. DH: "Ireo mpanjaka sy ireo miaramilany dia hanodidina an'i Jerosalema." # manodidina azy rehetra "manodidina ny akaiky azy rehetra" # ny lehilahy tsirairay avy dia hiambina amin'ny tanany manokana DH: "ny mpanjaka tsirairay avy dia hanafika miaraka amin'ny amin'ny tanany manokana."