plt_tn/jer/05/01.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'ny Jerosalema i Jeremia.

Mihazakazaha manerana

"Nikoropaka erakin'ny"

diniho sy eritrereto ny momba izao

"diniho ka zahao"

kianjan'ny tanànany

Toerana malalaka sy mivelatra ao amin'ny tanàna izay hivorian'ny olona.

raha mahita olona na iza na iza

"na raha afaka mahita olona iray"

manao ny marina

"manao izay rariny"

aza izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Jerosalema.

Raha mbola velona Yaveh,

Nampiasa io ny olona rehefa manao fianianana mba angatahana amin'i Yaveh ny hanasaziana azy ireo raha toa ka mivadika amin'ilay fianianana.

moa ny masonao tsy mijery fahamarinana

Nampiasa io fanontaniana io i Jeremia mba hanamafisana fa ny tena ilain'i Yaveh dia ny fahamarinana. DH: "maniry ny olona mba ho marina Ianao."

Mamely ny olona Ianao, nefa tsy mahatsiaro fanaintainana izy ireo.

DH: "Nanasazy ny olona Ianao, saingy tsy nijery izy ireo."

Nandresy tanteraka

"namotika tanteraka"

mandray fitsipika

"handray ny leson'izy ireo"

Manao ny tavany ho mafy noho ny vato izy ireo

DH: "lasa mafy loha izy ireo."