plt_tn/jer/05/01.md

52 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'ny Jerosalema i Jeremia.
# Mihazakazaha manerana
"Nikoropaka erakin'ny"
# diniho sy eritrereto ny momba izao
"diniho ka zahao"
# kianjan'ny tanànany
Toerana malalaka sy mivelatra ao amin'ny tanàna izay hivorian'ny olona.
# raha mahita olona na iza na iza
"na raha afaka mahita olona iray"
# manao ny marina
"manao izay rariny"
# aza izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Jerosalema.
# Raha mbola velona Yaveh,
Nampiasa io ny olona rehefa manao fianianana mba angatahana amin'i Yaveh ny hanasaziana azy ireo raha toa ka mivadika amin'ilay fianianana.
# moa ny masonao tsy mijery fahamarinana
Nampiasa io fanontaniana io i Jeremia mba hanamafisana fa ny tena ilain'i Yaveh dia ny fahamarinana. DH: "maniry ny olona mba ho marina Ianao."
# Mamely ny olona Ianao, nefa tsy mahatsiaro fanaintainana izy ireo.
DH: "Nanasazy ny olona Ianao, saingy tsy nijery izy ireo."
# Nandresy tanteraka
"namotika tanteraka"
# mandray fitsipika
"handray ny leson'izy ireo"
# Manao ny tavany ho mafy noho ny vato izy ireo
DH: "lasa mafy loha izy ireo."