# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'ny Jerosalema i Jeremia. # Mihazakazaha manerana "Nikoropaka erakin'ny" # diniho sy eritrereto ny momba izao "diniho ka zahao" # kianjan'ny tanànany Toerana malalaka sy mivelatra ao amin'ny tanàna izay hivorian'ny olona. # raha mahita olona na iza na iza "na raha afaka mahita olona iray" # manao ny marina "manao izay rariny" # aza izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Jerosalema. # Raha mbola velona Yaveh, Nampiasa io ny olona rehefa manao fianianana mba angatahana amin'i Yaveh ny hanasaziana azy ireo raha toa ka mivadika amin'ilay fianianana. # moa ny masonao tsy mijery fahamarinana Nampiasa io fanontaniana io i Jeremia mba hanamafisana fa ny tena ilain'i Yaveh dia ny fahamarinana. DH: "maniry ny olona mba ho marina Ianao." # Mamely ny olona Ianao, nefa tsy mahatsiaro fanaintainana izy ireo. DH: "Nanasazy ny olona Ianao, saingy tsy nijery izy ireo." # Nandresy tanteraka "namotika tanteraka" # mandray fitsipika "handray ny leson'izy ireo" # Manao ny tavany ho mafy noho ny vato izy ireo DH: "lasa mafy loha izy ireo."