plt_tn/jer/02/29.md

24 lines
921 B
Markdown

# Koa nahoana ianareo no miampanga Ahy amin'ny fanaovana ny tsy mety? Efa nanota tamiko avokoa ianareo rehetra
DH: "ry Israely, mitaraina tamiko ianao fa diso Aho rehefa tsy namonjy anareo Aho raha niantso Ahy ianareo."
# mpandrava
mahavita miteraka fahapotehana lehibe
# Ianareo izay an'ity taranaka ity! Tandremo tsara ny teniko, dia ny tenin'i Yaveh
DH: "Ry ankohonan'i Joda, aoka ianareo hitandrina izay nolazaiko anareo."
# Efa tany efitra tamin'Israely ve aho? Na tanin'ny haizimpito lalina?
DH: "tsy mbola nandao anao tany an'efitra Aho na namelanao tao amin'ny tany izay tena maizina?"
# Nahoana ny vahoakako no milaza hoe: 'Ndeha isika hirenireny, tsy handeha eo aminao intsony izahay'?
DH: "Nahoana ianareo no miteny hoe: "Afaka mandeha any amin'izay tianay aleha ary tsy hanompo an'i Yaveh intsony ve izahay'?"
# hirenireny
miodikodina ary mitetitety toerana fotsiny fa tsy misy lalana aleha mazava