plt_tn/jer/02/29.md

921 B

Koa nahoana ianareo no miampanga Ahy amin'ny fanaovana ny tsy mety? Efa nanota tamiko avokoa ianareo rehetra

DH: "ry Israely, mitaraina tamiko ianao fa diso Aho rehefa tsy namonjy anareo Aho raha niantso Ahy ianareo."

mpandrava

mahavita miteraka fahapotehana lehibe

Ianareo izay an'ity taranaka ity! Tandremo tsara ny teniko, dia ny tenin'i Yaveh

DH: "Ry ankohonan'i Joda, aoka ianareo hitandrina izay nolazaiko anareo."

Efa tany efitra tamin'Israely ve aho? Na tanin'ny haizimpito lalina?

DH: "tsy mbola nandao anao tany an'efitra Aho na namelanao tao amin'ny tany izay tena maizina?"

Nahoana ny vahoakako no milaza hoe: 'Ndeha isika hirenireny, tsy handeha eo aminao intsony izahay'?

DH: "Nahoana ianareo no miteny hoe: "Afaka mandeha any amin'izay tianay aleha ary tsy hanompo an'i Yaveh intsony ve izahay'?"

hirenireny

miodikodina ary mitetitety toerana fotsiny fa tsy misy lalana aleha mazava