# Koa nahoana ianareo no miampanga Ahy amin'ny fanaovana ny tsy mety? Efa nanota tamiko avokoa ianareo rehetra DH: "ry Israely, mitaraina tamiko ianao fa diso Aho rehefa tsy namonjy anareo Aho raha niantso Ahy ianareo." # mpandrava mahavita miteraka fahapotehana lehibe # Ianareo izay an'ity taranaka ity! Tandremo tsara ny teniko, dia ny tenin'i Yaveh DH: "Ry ankohonan'i Joda, aoka ianareo hitandrina izay nolazaiko anareo." # Efa tany efitra tamin'Israely ve aho? Na tanin'ny haizimpito lalina? DH: "tsy mbola nandao anao tany an'efitra Aho na namelanao tao amin'ny tany izay tena maizina?" # Nahoana ny vahoakako no milaza hoe: 'Ndeha isika hirenireny, tsy handeha eo aminao intsony izahay'? DH: "Nahoana ianareo no miteny hoe: "Afaka mandeha any amin'izay tianay aleha ary tsy hanompo an'i Yaveh intsony ve izahay'?" # hirenireny miodikodina ary mitetitety toerana fotsiny fa tsy misy lalana aleha mazava