plt_tn/jdg/21/18.md

368 B

vady an'i Benjamina

Eto ny hoe "Benjamina" dia ilazana ireo lehilahy taranak'i Benjamina. DH: "vady an'ireo lehilahin'i Benjamina"

avaratr'i Betela, atsinanan'ny lalana miakatra avy any Betela mankany Sekema, ary atsimon'i Lebona

Izany dia fampahafantarana fototra hanazavana amin'ny mpamaky ny toerana misy ny tanànan'i Silo.

Lebona

Anaran-tanàna izany.