# vady an'i Benjamina Eto ny hoe "Benjamina" dia ilazana ireo lehilahy taranak'i Benjamina. DH: "vady an'ireo lehilahin'i Benjamina" # avaratr'i Betela, atsinanan'ny lalana miakatra avy any Betela mankany Sekema, ary atsimon'i Lebona Izany dia fampahafantarana fototra hanazavana amin'ny mpamaky ny toerana misy ny tanànan'i Silo. # Lebona Anaran-tanàna izany.