plt_tn/jdg/21/18.md

12 lines
368 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# vady an'i Benjamina
Eto ny hoe "Benjamina" dia ilazana ireo lehilahy taranak'i Benjamina. DH: "vady an'ireo lehilahin'i Benjamina"
# avaratr'i Betela, atsinanan'ny lalana miakatra avy any Betela mankany Sekema, ary atsimon'i Lebona
Izany dia fampahafantarana fototra hanazavana amin'ny mpamaky ny toerana misy ny tanànan'i Silo.
# Lebona
Anaran-tanàna izany.