16 lines
420 B
Markdown
16 lines
420 B
Markdown
# nanolotra fihavanana
|
|
|
|
Ny anarana hoe "fihavanana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "te hihavana tamin'izy ireo"
|
|
|
|
# Jabesy Gileada
|
|
|
|
Anaran-tanàna izany. Jereo ao amin'ny 21:8 ny nandikanao izany.
|
|
|
|
# tsy ampy ho azy rehetra ireo ny vehivavy
|
|
|
|
Nisy Benjamita eninjato teo, nefa vehivavy efajato ihany no avy tany Jabesy Gileada.
|
|
|
|
# nozarazarain- ... ireo fokon'Israely
|
|
|
|
"nataony izay tsy nikambanan'ireo fokon'Israely"
|