plt_tn/jdg/21/13.md

420 B

nanolotra fihavanana

Ny anarana hoe "fihavanana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "te hihavana tamin'izy ireo"

Jabesy Gileada

Anaran-tanàna izany. Jereo ao amin'ny 21:8 ny nandikanao izany.

tsy ampy ho azy rehetra ireo ny vehivavy

Nisy Benjamita eninjato teo, nefa vehivavy efajato ihany no avy tany Jabesy Gileada.

nozarazarain- ... ireo fokon'Israely

"nataony izay tsy nikambanan'ireo fokon'Israely"