# nanolotra fihavanana Ny anarana hoe "fihavanana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "te hihavana tamin'izy ireo" # Jabesy Gileada Anaran-tanĂ na izany. Jereo ao amin'ny 21:8 ny nandikanao izany. # tsy ampy ho azy rehetra ireo ny vehivavy Nisy Benjamita eninjato teo, nefa vehivavy efajato ihany no avy tany Jabesy Gileada. # nozarazarain- ... ireo fokon'Israely "nataony izay tsy nikambanan'ireo fokon'Israely"