plt_tn/jdg/21/08.md

20 lines
536 B
Markdown

# Jabesy Gileada
Anaran-tanàna izany.
# niainga tamin'ny fomba nirindra ny vahoaka
"natao ny fanisàna ireo vahoaka tafavory tao Mizpa"
# tsy nisy tonga teo ireo mponin'i Jabesy Gileada
Ilazana ny fiangonanan'i Mizpa tany aloha izany. Azo adika mazava kokoa ny dika fenon'izany andian-teny izany. DH: "tsy nisy tany Mizpa ireo mponin'i Jabesy Gileada"
# roa arivo sy iray alina
"12.000"
# hamono azy ireo, eny fa na dia ny zaza amam-behivavy aza
Manome andindininy miavaka ny amin'izany toromarika izany ny andininy manaraka.