# Jabesy Gileada Anaran-tanàna izany. # niainga tamin'ny fomba nirindra ny vahoaka "natao ny fanisàna ireo vahoaka tafavory tao Mizpa" # tsy nisy tonga teo ireo mponin'i Jabesy Gileada Ilazana ny fiangonanan'i Mizpa tany aloha izany. Azo adika mazava kokoa ny dika fenon'izany andian-teny izany. DH: "tsy nisy tany Mizpa ireo mponin'i Jabesy Gileada" # roa arivo sy iray alina "12.000" # hamono azy ireo, eny fa na dia ny zaza amam-behivavy aza Manome andindininy miavaka ny amin'izany toromarika izany ny andininy manaraka.