plt_tn/jdg/21/08.md

536 B

Jabesy Gileada

Anaran-tanàna izany.

niainga tamin'ny fomba nirindra ny vahoaka

"natao ny fanisàna ireo vahoaka tafavory tao Mizpa"

tsy nisy tonga teo ireo mponin'i Jabesy Gileada

Ilazana ny fiangonanan'i Mizpa tany aloha izany. Azo adika mazava kokoa ny dika fenon'izany andian-teny izany. DH: "tsy nisy tany Mizpa ireo mponin'i Jabesy Gileada"

roa arivo sy iray alina

"12.000"

hamono azy ireo, eny fa na dia ny zaza amam-behivavy aza

Manome andindininy miavaka ny amin'izany toromarika izany ny andininy manaraka.