plt_tn/jdg/21/04.md

714 B

Hoy ny vahoakan'Israely hoe: "Iza tamin'ireo fokon'Israely no tsy niakatra tao amin'ny fiangonana tany amin'i Yaveh?"

Nanadina ny fiangonan'ireo Israelita tany Mizpa ny vahoaka talohan'ny nanafihany ireo Benjamita

Satria nanao fampanantenana lehibe tokoa izy ireo mahakasika ny olona izay tsy niakatra teo amin'i Yaveh tany Mizpa. Hoy izy ireo hoe: "Tena hovonoina ho faty izy."

Izany dia fampahafantarana fototra hanazavana amin'ny mpamaky ny fampanantenana izay nataon'ireo Israelita tany Mizpa talohan'ny nanafihany ireo Benjamita.

Tena hovonoina ho faty izy.

Eto ny hoe "izy" dia izay olona tsy nankany Mizpa. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Tena hovonointsika izany olona izany"