plt_tn/jdg/21/04.md

12 lines
714 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy ny vahoakan'Israely hoe: "Iza tamin'ireo fokon'Israely no tsy niakatra tao amin'ny fiangonana tany amin'i Yaveh?"
Nanadina ny fiangonan'ireo Israelita tany Mizpa ny vahoaka talohan'ny nanafihany ireo Benjamita
# Satria nanao fampanantenana lehibe tokoa izy ireo mahakasika ny olona izay tsy niakatra teo amin'i Yaveh tany Mizpa. Hoy izy ireo hoe: "Tena hovonoina ho faty izy."
Izany dia fampahafantarana fototra hanazavana amin'ny mpamaky ny fampanantenana izay nataon'ireo Israelita tany Mizpa talohan'ny nanafihany ireo Benjamita.
# Tena hovonoina ho faty izy.
Eto ny hoe "izy" dia izay olona tsy nankany Mizpa. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Tena hovonointsika izany olona izany"