# Hoy ny vahoakan'Israely hoe: "Iza tamin'ireo fokon'Israely no tsy niakatra tao amin'ny fiangonana tany amin'i Yaveh?" Nanadina ny fiangonan'ireo Israelita tany Mizpa ny vahoaka talohan'ny nanafihany ireo Benjamita # Satria nanao fampanantenana lehibe tokoa izy ireo mahakasika ny olona izay tsy niakatra teo amin'i Yaveh tany Mizpa. Hoy izy ireo hoe: "Tena hovonoina ho faty izy." Izany dia fampahafantarana fototra hanazavana amin'ny mpamaky ny fampanantenana izay nataon'ireo Israelita tany Mizpa talohan'ny nanafihany ireo Benjamita. # Tena hovonoina ho faty izy. Eto ny hoe "izy" dia izay olona tsy nankany Mizpa. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Tena hovonointsika izany olona izany"