plt_tn/jdg/20/47.md

16 lines
462 B
Markdown

# eninjato
"600"
# Niverina hanohitra ireo olon'i Benjamina
Tsy ireo miaramila nandositra tany amin'ny vatolampin'i Rimona akory ireo olon'i Benjamina ireo, fa ireo vahoaka tao an-tanàna.
# ny tanàna manontolo
Eto ny hoe "ny tanàna" dia ilazana ny vahoaka ao an-tanàna. DH: "ny olona izay tao an-tanàna"
# teny amin'ny lalan'izy ireo
Izany fomba fiteny izany dia ilazana ny zavatra rehetra hitan'izy ireo tao an-tanàna. DH: "tonga tao ... izy ireo"