plt_tn/jdg/20/47.md

462 B

eninjato

"600"

Niverina hanohitra ireo olon'i Benjamina

Tsy ireo miaramila nandositra tany amin'ny vatolampin'i Rimona akory ireo olon'i Benjamina ireo, fa ireo vahoaka tao an-tanàna.

ny tanàna manontolo

Eto ny hoe "ny tanàna" dia ilazana ny vahoaka ao an-tanàna. DH: "ny olona izay tao an-tanàna"

teny amin'ny lalan'izy ireo

Izany fomba fiteny izany dia ilazana ny zavatra rehetra hitan'izy ireo tao an-tanàna. DH: "tonga tao ... izy ireo"