# eninjato "600" # Niverina hanohitra ireo olon'i Benjamina Tsy ireo miaramila nandositra tany amin'ny vatolampin'i Rimona akory ireo olon'i Benjamina ireo, fa ireo vahoaka tao an-tanàna. # ny tanàna manontolo Eto ny hoe "ny tanàna" dia ilazana ny vahoaka ao an-tanàna. DH: "ny olona izay tao an-tanàna" # teny amin'ny lalan'izy ireo Izany fomba fiteny izany dia ilazana ny zavatra rehetra hitan'izy ireo tao an-tanàna. DH: "tonga tao ... izy ireo"