plt_tn/jdg/20/39.md

12 lines
389 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manome ny fampahafantarana fototra izay nampidirin'ny mpanoratra ihany ity andininy ity mba hanazavana amin'ny mpamaky ny fomba nandresen'ny mpiafina ireo Benjamita.
# nilavo lefona tamin'ny ady
"niala an-daharana tamin'ny ady"
# resy eo anatrehantsika izy ireo
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: " nandresy azy ireo isika"