# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manome ny fampahafantarana fototra izay nampidirin'ny mpanoratra ihany ity andininy ity mba hanazavana amin'ny mpamaky ny fomba nandresen'ny mpiafina ireo Benjamita. # nilavo lefona tamin'ny ady "niala an-daharana tamin'ny ady" # resy eo anatrehantsika izy ireo Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: " nandresy azy ireo isika"