plt_tn/jdg/20/39.md

389 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manome ny fampahafantarana fototra izay nampidirin'ny mpanoratra ihany ity andininy ity mba hanazavana amin'ny mpamaky ny fomba nandresen'ny mpiafina ireo Benjamita.

nilavo lefona tamin'ny ady

"niala an-daharana tamin'ny ady"

resy eo anatrehantsika izy ireo

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: " nandresy azy ireo isika"