plt_tn/jdg/20/08.md

826 B

tahaka ny olona iray

Izany fampitahana izany dia miresaka ny vondrona ho toy ny olona iray. Tena nitovy tanteraka ny zavatra nataon'izy rehetra niaraka. DH: "toy ny hoe olona iray izy ireo"

Tsy hisy aminay hankany amin'ny lainy, ary tsy hisy aminay hiverina ao an-tranony

Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza hevitra mitovy. Azo atambatra izany. Ny andian-teny hoe "tsy hisy ... hankany" na "tsy hisy ... hiverina" dia manasongadina fa mbola hijanona eo izy ireo. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Hijanona eto izahay"

Fa ankehitriny kosa

Izany andian-teny izany dia mampiditra ny ampahany lehibe ny amin'izay nolazain'ny vahoaka taorian'ilay fanehoan-kevitra voalohany.

hitarihan'ny filokana

Anisan'izany ny fanipazana kodia kely vita amin'ny vato mba hamantarana izay sitrapon'Andriamanitra"