# tahaka ny olona iray Izany fampitahana izany dia miresaka ny vondrona ho toy ny olona iray. Tena nitovy tanteraka ny zavatra nataon'izy rehetra niaraka. DH: "toy ny hoe olona iray izy ireo" # Tsy hisy aminay hankany amin'ny lainy, ary tsy hisy aminay hiverina ao an-tranony Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza hevitra mitovy. Azo atambatra izany. Ny andian-teny hoe "tsy hisy ... hankany" na "tsy hisy ... hiverina" dia manasongadina fa mbola hijanona eo izy ireo. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Hijanona eto izahay" # Fa ankehitriny kosa Izany andian-teny izany dia mampiditra ny ampahany lehibe ny amin'izay nolazain'ny vahoaka taorian'ilay fanehoan-kevitra voalohany. # hitarihan'ny filokana Anisan'izany ny fanipazana kodia kely vita amin'ny vato mba hamantarana izay sitrapon'Andriamanitra"