plt_tn/jdg/20/08.md

16 lines
826 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tahaka ny olona iray
Izany fampitahana izany dia miresaka ny vondrona ho toy ny olona iray. Tena nitovy tanteraka ny zavatra nataon'izy rehetra niaraka. DH: "toy ny hoe olona iray izy ireo"
# Tsy hisy aminay hankany amin'ny lainy, ary tsy hisy aminay hiverina ao an-tranony
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza hevitra mitovy. Azo atambatra izany. Ny andian-teny hoe "tsy hisy ... hankany" na "tsy hisy ... hiverina" dia manasongadina fa mbola hijanona eo izy ireo. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Hijanona eto izahay"
# Fa ankehitriny kosa
Izany andian-teny izany dia mampiditra ny ampahany lehibe ny amin'izay nolazain'ny vahoaka taorian'ilay fanehoan-kevitra voalohany.
# hitarihan'ny filokana
Anisan'izany ny fanipazana kodia kely vita amin'ny vato mba hamantarana izay sitrapon'Andriamanitra"