plt_tn/jdg/19/18.md

20 lines
810 B
Markdown

# hampiantrano ahy
Izany andian-teny izany dia ilazana ny olona manasa olona hafa mba handany ny alina ao an-tranony. DH: "nampiantrano ahy hijanona ao an-tranony"
# hampiantrano ahy
Eto ilay Levita dia miteny hoe "ahy," nefa izy tenany miaraka amin'ny mpanompony ary ny vaditsindranony mihitsy no tiany ho lazaina. DH: "hampiantrano anay"
# misy mofo sy divay
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ary manana mofo sy divay be dia be izahay"
# ahy sy ho an'ireo mpanompo vavinao eto, ary ho an'ny tovolahinao miaraka amin'ireo mpanomponao
Manao ny tenany sy ireo hafa ho toy ny mpanompo ilay Levita, mba ho mari-panajana. DH: "izaho, ny vaditsindranoko, ary ny mpanompoko"
# Tsy misy zava-mahory anay
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Manana izay rehetra ilainay izahay"