# hampiantrano ahy Izany andian-teny izany dia ilazana ny olona manasa olona hafa mba handany ny alina ao an-tranony. DH: "nampiantrano ahy hijanona ao an-tranony" # hampiantrano ahy Eto ilay Levita dia miteny hoe "ahy," nefa izy tenany miaraka amin'ny mpanompony ary ny vaditsindranony mihitsy no tiany ho lazaina. DH: "hampiantrano anay" # misy mofo sy divay Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ary manana mofo sy divay be dia be izahay" # ahy sy ho an'ireo mpanompo vavinao eto, ary ho an'ny tovolahinao miaraka amin'ireo mpanomponao Manao ny tenany sy ireo hafa ho toy ny mpanompo ilay Levita, mba ho mari-panajana. DH: "izaho, ny vaditsindranoko, ary ny mpanompoko" # Tsy misy zava-mahory anay Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Manana izay rehetra ilainay izahay"