plt_tn/jdg/18/01.md

1.1 KiB

Tamin'izany andro izany

Mampahafantatra fiandohana tranga hafa ao amin'ny fizotry ny tantara izany.

Tamin'izany andro izany ... tamin'ireo fokon'Israely mihitsy izy ireo

Fampahafantarana fototra mikasika an'i Israely sy ny vahoakan'ny fokon'i Dana izany.

tsy nahazo lova tamin'ireo

Ny tany lova izay tokony nonenan'izy ireo no resahina eto. DH: "tsy nahazo ny tany lova tamin'ireo"

tamin'ireo olona maro be tao amin'ny fokon'izy ireo

Ny andian-teny hoe "olona maro be" dia ilazana ireo lehilahy rehetra ao amin'ny foko. DH: " tamin'lehilahy rehetra ao amin'ny foko"

mpiady efa za-draharaha

"mpanafika efa za-draharaha"

Zora

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 izany anaran-tanàna izany.

Estaola

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:24 izany anaran-tanàna izany.

handeha hihaodihaody an-tongotra amin'ilay tany

Ny andian-teny hoe "an-tongotra" dia midika hoe mandeha. DH: "hihaodihaody amin'ilay tany amin'ny fandehanana eny amin'izany"

Mika

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 17:1 izany anaran-dehilahy izany.