# Tamin'izany andro izany Mampahafantatra fiandohana tranga hafa ao amin'ny fizotry ny tantara izany. # Tamin'izany andro izany ... tamin'ireo fokon'Israely mihitsy izy ireo Fampahafantarana fototra mikasika an'i Israely sy ny vahoakan'ny fokon'i Dana izany. # tsy nahazo lova tamin'ireo Ny tany lova izay tokony nonenan'izy ireo no resahina eto. DH: "tsy nahazo ny tany lova tamin'ireo" # tamin'ireo olona maro be tao amin'ny fokon'izy ireo Ny andian-teny hoe "olona maro be" dia ilazana ireo lehilahy rehetra ao amin'ny foko. DH: " tamin'lehilahy rehetra ao amin'ny foko" # mpiady efa za-draharaha "mpanafika efa za-draharaha" # Zora Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 izany anaran-tanàna izany. # Estaola Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:24 izany anaran-tanàna izany. # handeha hihaodihaody an-tongotra amin'ilay tany Ny andian-teny hoe "an-tongotra" dia midika hoe mandeha. DH: "hihaodihaody amin'ilay tany amin'ny fandehanana eny amin'izany" # Mika Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 17:1 izany anaran-dehilahy izany.