plt_tn/jdg/18/01.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'izany andro izany
Mampahafantatra fiandohana tranga hafa ao amin'ny fizotry ny tantara izany.
# Tamin'izany andro izany ... tamin'ireo fokon'Israely mihitsy izy ireo
Fampahafantarana fototra mikasika an'i Israely sy ny vahoakan'ny fokon'i Dana izany.
# tsy nahazo lova tamin'ireo
Ny tany lova izay tokony nonenan'izy ireo no resahina eto. DH: "tsy nahazo ny tany lova tamin'ireo"
# tamin'ireo olona maro be tao amin'ny fokon'izy ireo
Ny andian-teny hoe "olona maro be" dia ilazana ireo lehilahy rehetra ao amin'ny foko. DH: " tamin'lehilahy rehetra ao amin'ny foko"
# mpiady efa za-draharaha
"mpanafika efa za-draharaha"
# Zora
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 izany anaran-tanàna izany.
# Estaola
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:24 izany anaran-tanàna izany.
# handeha hihaodihaody an-tongotra amin'ilay tany
Ny andian-teny hoe "an-tongotra" dia midika hoe mandeha. DH: "hihaodihaody amin'ilay tany amin'ny fandehanana eny amin'izany"
# Mika
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 17:1 izany anaran-dehilahy izany.