plt_tn/jdg/17/05.md

8 lines
354 B
Markdown

# tranon-tsampy
Izany dia trano ampiasaina manokana ho an'ny fanompoan-tsampy. Azo adika mazava tahaka izao izany DH: "trano ho an'ny fanompoan-tsampy"
# ary nanao izay marina teo imasony ny olona rehetra
Eto ny teny hoe "imaso-" dia sarinteny ilazana ny fitsaran'ny olona tsirairay na ny fiheviny. "nanao izay nolazainy fa marina ny olona tsirairay"