plt_tn/jdg/17/05.md

354 B

tranon-tsampy

Izany dia trano ampiasaina manokana ho an'ny fanompoan-tsampy. Azo adika mazava tahaka izao izany DH: "trano ho an'ny fanompoan-tsampy"

ary nanao izay marina teo imasony ny olona rehetra

Eto ny teny hoe "imaso-" dia sarinteny ilazana ny fitsaran'ny olona tsirairay na ny fiheviny. "nanao izay nolazainy fa marina ny olona tsirairay"