# tranon-tsampy Izany dia trano ampiasaina manokana ho an'ny fanompoan-tsampy. Azo adika mazava tahaka izao izany DH: "trano ho an'ny fanompoan-tsampy" # ary nanao izay marina teo imasony ny olona rehetra Eto ny teny hoe "imaso-" dia sarinteny ilazana ny fitsaran'ny olona tsirairay na ny fiheviny. "nanao izay nolazainy fa marina ny olona tsirairay"