plt_tn/jdg/17/03.md

20 lines
435 B
Markdown

# Hatokako
Midika izany hoe manolotra zavatra ho an'ny antony manokana. DH: "hatolotro"
# sarin-javatra an'idina
vy natsonika ary nararaka ao anaty lasitra mba hahazoana endrika miavaka
# averiko aminao ity
"omeko anao indray ity"
# sekely volafotsy roanjato
"sekely volafotsy 200"
# napetraka tao an-tranon'i Mika ireo
Ny teny hoe ''ireo'' dia manondro ireo sarin-javatra an'idina. DH: "napetrak'i Mika tao an-tranony ireo''